1 Timothy 5:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy maintsy tsara laza amin’ny asa tsara izy: Raha namelon-jaza, raha nampiantrano vahiny, raha nanasa ny tongotry ny olona masina, raha namonjy ny azom-pahoriana, raha nazoto nanatanteraka ny asa tsara rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsara laza amin’ny asa soa: namelon-janaka, nampiantrano vahiny, nanasa tongotry ny olomasina, niantra ny ory, nazoto tamin’ny asa soa rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsara laza amin’ny asa soa vitany; vehivavy nitaiza tsara ny zanany, nampiantrano vahiny, nanasa ny tongotr’ireo namana kristianina, nanampy ny nozoim-pahoriana, nazoto tamin’ny asa soa isan-karazany.
Malagasy Bible 1865
ary tsara laza amin'ny asa tsara; raha namelon-jaza izy, raha nampiantrano vahiny, raha nanasa ny tongotry ny olona masina, raha namonjy ny nozoim-pahoriana, raha nazoto nanaraka ny asa tsara rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy maintsy tsara laza amin’ny asa tsara izy: Raha namelon-jaza, raha nampiantrano vahiny, raha nanasa ny tongotry ny olona masina, raha namonjy ny azom-pahoriana, raha nazoto nanatanteraka ny asa tsara rehetra.
malagasy