1 Timothy 5:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa meloka izy satria nandà ny fanekena nataony teo aloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka meloka, fa nivadika ny teny napetrany voalohany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka manjary meloka ireo, satria mivadika tamin’ilay toky nomeny an’i Kristy tam-boalohany.
Malagasy Bible 1865
ka hahazo fanamelohana, satria nandà ny finoany voalohany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa meloka izy satria nandà ny fanekena nataony teo aloha.
malagasy
ka hahazo fanamelohana, satria nandà ny finoany voalohany izy.