1 Timothy 5:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tiako raha hanambady indray ny mpitondratena mbola tanora ary hanan-janaka sy hitondra ny tokantranony ka tsy hanome vahana ny fahavalo hitenenany ratsy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tiako aza hanam-bady ireny mbola tanora ireny, mba hanan-janaka, sy hitondra ny tokantranony; ary tsy hanome basy hamelezan’ny fahavalo vava ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tiako mba hanambady indray ireo vehivavy mpitondratena mbola tanora, ka dia hanan-janaka sy hitondra ny tokantranony mba tsy hohararaotin’ny fahavalontsika hitenenan-dratsy antsika.
Malagasy Bible 1865
Koa tiako ny mpitondratena tanora fanahy hanam-bady sy hanana zanaka sy hanapaka ny tranony ka tsy hanome vava ny fahavalo hiteny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tiako raha hanambady indray ny mpitondratena mbola tanora ary hanan-janaka sy hitondra ny tokantranony ka tsy hanome vahana ny fahavalo hitenenany ratsy azy.
malagasy
Koa tiako ny mpitondratena tanora fanahy hanam-bady sy hanana zanaka sy hanapaka ny tranony ka tsy hanome vava ny fahavalo hiteny ratsy.