1 Timothy 5:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nivily sahady ny sasany nanaraka an’i Satana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria efa nisy lasa nivily sahady hanaraka an’i Satana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nisy sasantsasany nivily sahady nanaraka an’i Satàna.
Malagasy Bible 1865
Fa ny sasany efa nivily sahady nanaraka an'i Satana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nivily sahady ny sasany nanaraka an’i Satana.
malagasy
Fa ny sasany efa nivily sahady nanaraka an'i Satana.