1 Timothy 5:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy vehivavy mpino manana havana mpitondratena dia aoka izy no hikarakara azy, fa aza avela hahavaky tratra ny fiangonana mba hikarakarany izay tena mpitondratena tokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy mpino manan-kavana mpitondratena, dia aoka izy no hamelona azy, mba tsy hahavaky tratra ny Eglizy, sy hahazoany mamelona izay tena mpitondratena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy vehivavy mpino, manan-kavana mpitondratena, dia aoka izy hanampy azy; fa tsy hamela azy hanahirana ny Fiangonana; amin’izay ny Fiangonana dia ho afa-manampy ireo tena mpitondratena.
Malagasy Bible 1865
Raha misy vehivavy mino manana mpitondratena, aoka izy hamelona azy, ary aza avela hahavaky tratra ny fiangonana, mba hamelomany izay efa mpitondratena tokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy vehivavy mpino manana havana mpitondratena dia aoka izy no hikarakara azy, fa aza avela hahavaky tratra ny fiangonana mba hikarakarany izay tena mpitondratena tokoa.
malagasy
Raha misy vehivavy mino manana mpitondratena, aoka izy hamelona azy, ary aza avela hahavaky tratra ny fiangonana, mba hamelomany izay efa mpitondratena tokoa. [ Gr. eklesia]