1 Timothy 5:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny Soratra Masina: «Aza manakombona ny vavan’ny omby mively vary ianao» (Deo 25.4). Ary koa: «Ny mpiasa dia mendrika hahazo ny karamany» (Lio 10.7).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hoy ny Soratra Masina hoe: Aza manakombona ny vavan’ny omby mively vary; ary koa: Ny mpiasa dia mendrika ny tambiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny Soratra Masina hoe: «Aza akombona ny vavan’ny omby mively vary», ary koa hoe: «Mendrika hahazo ny karamany ny mpiasa.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny Soratra Masina: "Aza manakombona ny vavan'ny omby mively vary ianao" (Deo. 25.4) Ary koa: "Ny mpiasa miendrika hahazo ny karamany" (Lio.10.7).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny Soratra Masina: «Aza manakombona ny vavan’ny omby mively vary ianao» (Deo 25.4). Ary koa: «Ny mpiasa dia mendrika hahazo ny karamany» (Lio 10.7).
malagasy
Fa hoy ny Soratra Masina: "Aza manakombona ny vavan'ny omby mively vary ianao" (Deo. 25.4) Ary koa: "Ny mpiasa miendrika hahazo ny karamany" (Lio.10.7).