1 Timothy 5:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mandray teny hiampangana loholona raha tsy misy vavolombelona roa na telo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mandray teny fiampangana Pretra, raha tsy misy vavolombelona roa na telo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mandray teny fiampangana loholona, raha tsy misy vavolombelona roa na telo.
Malagasy Bible 1865
Aza mandray teny hiampangana loholona, raha tsy misy vavolombelona roa na telo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mandray teny hiampangana loholona raha tsy misy vavolombelona roa na telo.
malagasy
Aza mandray teny hiampangana loholona, raha tsy misy vavolombelona roa na telo. [ Gr. presbytera]