1 Timothy 5:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny vehivavy efa zokiolona toy ny reny ary ny tovovavy dia toy ny anabavy, amin’ny fahadiovana rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny anti-bavy, toy ny reny; ny tovovavy, toy ny anabavy, amim-pahadiovana tanteraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny vehivavy efa zokiolona, ento toy ny reny; ary ny zatovovavy, ento toy ny anabavy, amin’ny fahadiovana tanteraka.
Malagasy Bible 1865
ny vehivavy anti-panahy toy ny reny, ny tanora fanahy toy ny anabavy, amin'ny fahadiovana rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny vehivavy efa zokiolona toy ny reny ary ny tovovavy dia toy ny anabavy, amin’ny fahadiovana rehetra.
malagasy
ny vehivavy anti-panahy toy ny reny, ny tanora fanahy toy ny anabavy, amin'ny fahadiovana rehetra.