1 Timothy 5:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manota dia anaro eo anatrehan’ny olona rehetra mba hatahotra koa ny sasany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka izay manota, dia anaro eo anatrehan’ny olona rehetra, mba hampatahotra ny sasany koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay loholona manota dia teneno eo anatrehan’ny besinimaro mba hatahotra koa ny sasany.
Malagasy Bible 1865
Izay manota dia anaro eo anatrehan'ny olona rehetra, mba hatahotra koa ny sasany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manota dia anaro eo anatrehan’ny olona rehetra mba hatahotra koa ny sasany.
malagasy
Izay manota dia anaro eo anatrehan'ny olona rehetra, mba hatahotra koa ny sasany.