1 Timothy 5:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza malaky mametra-tanana amin’olona na iza na iza ary aza miombona ota amin’ny sasany; tahirizo madio ny tenanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza malaky mametra-tanana amin’iza na iza, ary aza miombona ota amin’olona, fa tahirizo madio ny tenanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza maika loatra mametra-tanana amin’olona mba hanokana azy amin’ny asan’ny Tompo. Aza miombona ota amin’ny sasany; tahirizo madio ny tenanao.
Malagasy Bible 1865
Aza malaky mametra-tanana amin'olona na iza na iza, ary aza miombona ota amin'ny sasany; tehirizo madio ny tenanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza malaky mametra-tanana amin’olona na iza na iza ary aza miombona ota amin’ny sasany; tahirizo madio ny tenanao.
malagasy
Aza malaky mametra-tanana amin'olona na iza na iza, ary aza miombona ota amin'ny sasany; tehirizo madio ny tenanao.