1 Timothy 5:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza dia rano fotsiny no atao fisotro fa misotroa divay kely noho ny am-bavafonao sy ny fahosaosanao matetika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza dia tsy misotro afa-tsy rano, fa mba misotroa divay kely koa, noho ny ambavafonao sy ny fahosaosanao matetika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka tsy dia ho rano fotsiny ihany no ho fisotronao, fa misotroa divay kely koa noho ny ambavafonao ary noho ny fahosaosanao matetika.
Malagasy Bible 1865
Aza misotro rano intsony fa misotroa divay kely noho ny vava-fonao sy ny fahosaosanao matetika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza dia rano fotsiny no atao fisotro fa misotroa divay kely noho ny am-bavafonao sy ny fahosaosanao matetika.
malagasy
Aza misotro rano intsony fa misotroa divay kely noho ny vava-fonao sy ny fahosaosanao matetika.