1 Timothy 5:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miharihary ny fahotan’ny olona sasany ka mialoha azy ho amin’ny fitsarana, fa ny an’ny sasany kosa dia manaraka ato aoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahotan’ny sasany dia miharihary ka mialoha ny fitsarana; fa ny an’ny sasany kosa, dia manaraka ato aoriana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miharihary ny fahotan’ny olona sasany, dieny alohan’ny famotopotorana; fa ny an’ny sasany kosa atỳ aorian’ny famotopotorana vao miseho.
Malagasy Bible 1865
Ny fahotan'ny olona sasany miharihary ka mialoha ho amin'ny fitsarana, fa ny an'ny sasany kosa manaraka ato aoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miharihary ny fahotan’ny olona sasany ka mialoha azy ho amin’ny fitsarana, fa ny an’ny sasany kosa dia manaraka ato aoriana.
malagasy
Ny fahotan'ny olona sasany miharihary ka mialoha ho amin'ny fitsarana, fa ny an'ny sasany kosa manaraka ato aoriana.Ary miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary izay tsy toy izany dia tsy ho azo afenina.