1 Timothy 5:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary na ny ankoatra izany aza dia tsy ho azo afenina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
toy izany koa ny asa tsara: misy miharihary, misy tsy toy izany aloha, nefa tsy ho azo afenina lalandava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary na izay tsy miharihary avy hatrany aza, dia tsy hay afenina.
Malagasy Bible 1865
Ary miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary izay tsy toy izany dia tsy ho azo afenina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary na ny ankoatra izany aza dia tsy ho azo afenina.
malagasy
Ary miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary izay tsy toy izany dia tsy ho azo afenina.