1 Timothy 5:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay vehivavy manaram-po amin’ny fahafinaretana dia maty fahavelony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay manaram-po amin’ny fahafinaretana foana, dia toa velona, nefa maty tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny mpitondratena, manaram-po amin’ny fahafinaretana, dia efa maty fanahy mbola velona.
Malagasy Bible 1865
Fa izay vehivavy manaram-po amin'ny fahafinaretana dia maty fahavelony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay vehivavy manaram-po amin’ny fahafinaretana dia maty fahavelony.
malagasy
Fa izay vehivavy manaram-po amin'ny fahafinaretana dia maty fahavelony.