1 Timothy 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany zavatra izany no ambarao hentitra mba tsy hananany tsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany àry no andidio azy ireo, mba tsy hananany tsiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no anafatrafaro ny vehivavy mpitondratena sy ny fianakaviany, mba tsy hananany tsiny.
Malagasy Bible 1865
Ary izany zavatra izany no andidio, mba tsy hananany tsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany zavatra izany no ambarao hentitra mba tsy hananany tsiny.
malagasy
Ary izany zavatra izany no andidio, mba tsy hananany tsiny.