1 Timothy 5:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny azo soratana ho isan’ny mpitondratena dia izay tsy latsaky ny enimpolo taona sady nanambady indray mandeha ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny soratana ho isan’ny mpitondratena dia aoka tsy ho latsaka ny enimpolo taona, tsy nanambady afa-tsy indray mandeha,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza atao lisitra ho isan’ny vehivavy mpitondratena afa-tsy izay mihoatra ny enimpolo taona sady indray mandeha ihany no nanambady,
Malagasy Bible 1865
Aza soratana ho isan'ny mpitondratena izay latsaka noho ny enim-polo taona sady efa nanam-bady indray mandeha ihany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny azo soratana ho isan’ny mpitondratena dia izay tsy latsaky ny enimpolo taona sady nanambady indray mandeha ihany.
malagasy
Aza soratana ho isan'ny mpitondratena izay latsaka noho ny enim-polo taona sady efa nanam-bady indray mandeha ihany