1 Timothy 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, dia mandosira ireny zavatra ireny ka miezaha mitady fahamarinana, toe-panahy araka an’Andriamanitra, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka àry ianao, ry olon’Andriamanitra, handositra izany zavatra izany, fa hikatsaka fahamarinana, fahazotoa-mivavaka, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, halaviro ireo zava-dratsy ireo. Katsaho ny rariny, ny firaiketam-po amin’Andriamanitra, ny finoana, ny fitiavana, ny faharetana ary ny fahalemem-panahy.
Malagasy Bible 1865
Fa ianao kosa, sy lehilahin'Andriamanitra, mandosira izany zavatra izany, ka miezaha mitady fahamarinana, toe-panahy araka an'Andriamanitra, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianao kosa, ry lehilahin’Andriamanitra, dia mandosira ireny zavatra ireny ka miezaha mitady fahamarinana, toe-panahy araka an’Andriamanitra, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy.
malagasy
Fa ianao kosa, sy lehilahin'Andriamanitra, mandosira izany zavatra izany, ka miezaha mitady fahamarinana, toe-panahy araka an'Andriamanitra, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy.