1 Timothy 6:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia mananatra anao eo anatrehan’Andriamanitra izay mamelona ny zavatra rehetra ary eo anatrehan’i Kristy Jesosy izay nanao ilay fanekena tsara teo anatrehan’i Pontio Pilato
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no ananarako anao eo anatrehan’Andriamanitra, mpamelona ny zavatra rehetra, sy i Kristy Jesoa, izay vavolombelona nanao ilay fanekena fatratra faha-Pôntsy-Pilaty:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no anafatrafarako anao eo anatrehan’ilay Andriamanitra fototr’ain’ny zavatra rehetra sy eo anatrehan’i Kristy Jesoa Izay nanambara fiekem-pinoana fatratra nanoloana an’i Pônty Pilato:
Malagasy Bible 1865
Izaho mananatra anao eo anatrehan'Andriamanitra, Izay mamelona ny zavatra rehetra, ary eo anatrehan'i Kristy Jesosy, Izay nanao ilay fanekena tsara teo anatrehan'i Pontio Pilato,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia mananatra anao eo anatrehan’Andriamanitra izay mamelona ny zavatra rehetra ary eo anatrehan’i Kristy* Jesosy izay nanao ilay fanekena tsara teo anatrehan’i Pontio Pilato
malagasy
Izaho mananatra anao eo anatrehan'Andriamanitra, Izay mamelona ny zavatra rehetra, ary eo anatrehan'i Kristy Jesosy, Izay nanao ilay fanekena tsara teo anatrehan'i Pontio Pilato,