1 Timothy 6:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hotahirizinao tsy hanan-tsiny amam-pondro hatramin’ny fisehoan’i Jesosy Kristy Tompontsika ireo didy ireo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tahirizo tsy hanam-pentina na hisy tsiny ny didy, hatramin’ny fisehoan’i Jesoa Kristy Tompontsika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tandremo tsy hanan-tsiny amam-pondro izany baiko izany mandra-piavin’ilay andro hisehoan’ilay Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
mba hotehirizinao tsy hanan-tsiny amam-pondro hatramin'ny fisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika izany didy izany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hotahirizinao tsy hanan-tsiny amam-pondro hatramin’ny fisehoan’i Jesosy Kristy Tompontsika ireo didy ireo;
malagasy
mba hotehirizinao tsy hanan-tsiny amam-pondro hatramin'ny fisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika izany didy izany;