1 Timothy 6:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hanao soa izy ireo mba hanankarena amin’ny asa tsara, ary hazoto manome sy miantra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hanao soa, sy ho tonga tena mpanan-karena amin’ny asa soa, hazoto manome sy miantra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anaro ireo mpanankarena mba hanao soa, mba hanan-karena amin’ny asa tsara, mba halala-tanana ary mba ho vonona hifampizara amin’ny hafa;
Malagasy Bible 1865
mba hanao soa, mba hanan-karena amin'ny asa tsara, hazoto manome sy miantra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hanao soa izy ireo mba hanankarena amin’ny asa tsara, ary hazoto manome sy miantra,
malagasy
mba hanao soa, mba hanan-karena amin'ny asa tsara, hazoto manome sy miantra,