1 Timothy 6:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hihary fanorenana tsara ho an’ny tenany ho amin’ny andro ho avy izy mba hihazonany ny tena fiainana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hihary fanorenana tsara ho an’ny tenany ho amin’ny andro ho avy izy, izay hahazoany manana ny tena fiainana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hamory raki-tsoa ho an’ny tenany izy hanorenany tsara ny ho avy, ka hahazoany ny tena fiainana.
Malagasy Bible 1865
ka dia hihary fanorenana tsara ho an'ny tenany ho amin'ny andro ho avy, mba hihazonany ny tena fiainana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hihary fanorenana tsara ho an’ny tenany ho amin’ny andro ho avy izy mba hihazonany ny tena fiainana.
malagasy
ka dia hihary fanorenana tsara ho an'ny tenany ho amin'ny andro ho avy, mba hihazonany ny tena fiainana.