1 Timothy 6:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry Timoty, tehirizo ilay natolotra anao ka mialà amin’ny fibedibedena foana sy ny fanoherana avy amin’izay atao hoe fahalalana, kanjo tsy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Timote! tano izay napetrako taminao, ary halaviro ny lahateny foana tsy mahasoa, mbamin’ny fanoheran-kevitra avy amin’ny fahaizana mpisandoka anarana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahirizo tsara, ry Timôty, ny raki-tsoa nankinina taminao; fadio ny taria poaka àty sady manazimba fivavahana; fadio ny fanoheran-kevitra avy amin’ilay antsoina foana hoe «Fahalalana», kanjo tsy izy.
Malagasy Bible 1865
Ry Timoty, tehirizo ilay natolotra anao, ka mialà amin'ny fibedibedena foana sy ny fanoherana avy amin'izay atao hoe fahalalana, kanjo tsy izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry Timoty, tehirizo ilay natolotra anao ka mialà amin’ny fibedibedena foana sy ny fanoherana avy amin’izay atao hoe fahalalana, kanjo tsy izy.
malagasy
Ry Timoty, tehirizo ilay natolotra anao, ka mialà amin'ny fibedibedena foana sy ny fanoherana avy amin'izay atao hoe fahalalana, kanjo tsy izy,izay neken'ny sasany, ka nania tamin'ny finoana izy. Ho aminareo anie ny fahasoavana.