1 Timothy 6:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Neken’ny sasany izany ka nania tamin’ny finoana izy. Ho aminareo anie ny fahasoavana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay narahin’ny sasany ka nampihataka azy tamin’ny finoana. Ho ao aminareo anie ny fahasoavana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihambo hanana izany fahalalana izany ny sasany, ka nihataka tamin’ny finoana. Homba anareo anie ny fahasoavan’Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
izay neken'ny sasany, ka nania tamin'ny finoana izy. Ho aminareo anie ny fahasoavana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Neken’ny sasany izany ka nania tamin’ny finoana izy. Ho aminareo anie ny fahasoavana!
malagasy
izay neken'ny sasany, ka nania tamin'ny finoana izy. Ho aminareo anie ny fahasoavana.