1 Timothy 6:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, ilay an’i Jesosy Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an’Andriamanitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy mampianatra zavatra hafa noho izany, ka tsy manaiky ny teny marin’i Jesoa Kristy Tompontsika, sy ny teny fampianarana mampanaja an’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy manao fampianarana hafa, ka tsy manaiky ny teny tsy misy tomika nambaran’i Jesoa Kristy Tompontsika sy ny fampianarana mifanaraka amin’ny fivavahantsika,
Malagasy Bible 1865
Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, dia ny an'i Jesosy Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, ilay an’i Jesosy Kristy* Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an’Andriamanitra,
malagasy
[Fananarana sy teny farany ho an'i Timoty] Raha misy olona manao fampianarana hafa noho izany ka tsy manaiky ny teny tsy misy kilema, dia ny an'i Jesosy Kristy Tompontsika, sy ny fampianarana izay mahatonga ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, [ Gr. salama]