1 Timothy 6:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’izao tontolo izao isika sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona rehefa miala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy nitondra na inona na inona isika no niditra tamin’izao tontolo izao, ka iaraha-mahita fa tsy hahatondra na inona na inona koa no hiala eto:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy nitondra na inona na inona isika nanketo amin’ izao tontolo izao ary tsy hahatondra na inona na inona miala eto.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin'izao tontolo izao isika, sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona hiala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin’izao tontolo izao isika sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona rehefa miala.
malagasy
Fa tsy nitondra na inona na inona ho amin'izao tontolo izao isika, sady hita fa tsy hahatondra na inona na inona hiala. [ Na: satria]