1 Timothy 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha manan-kanina sy fitafiana isika dia aoka hianina amin’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
koa rehefa manan-kohanina sy hitafiana, dia aoka hianina amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa rehefa mba manan-kohanina sy hitafiana isika, dia aoka hianina amin’izany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha manan-kanina sy fitafiana isika, dia aoka hianina amin'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha manan-kanina sy fitafiana isika dia aoka hianina amin’izany.
malagasy
Fa raha manan-kanina sy fitafiana isika, dia aoka hianina amin'izany.