2 Chronicles 1:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa omeo fahendrena sy fahalalana aho hitarihako ireto vahoaka ireto ka hahazoako mitondra azy; fa iza no hahay mitsara izao olonao betsaka izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeo fahendrena amam-pahazavan-tsaina aho hahaizako ny tokony hataoko eo anatrehan’ny vahoakanao. Fa iza no hahay mitsara ny vahoakanao, dia izao vahoaka be dia be izao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa omeo fahendrena sy fahaiza-manavaka aho hitondrako ny tenako manoloana ity vahoaka ity; fa raha tsy eo izany, dia iza indray no ho afaka hifehy izao vahoakanao betsaka izao?
Malagasy Bible 1865
Koa omeo fahendrena sy fahalalana aho hitarihako ireto vahoaka ireto mivoaka sy miditra; fa iza no hahay mitsara izao olonao betsaka izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa omeo fahendrena sy fahalalana aho hitarihako ireto vahoaka ireto ka hahazoako mitondra azy; fa iza no hahay mitsara izao olonao betsaka izao?
malagasy
Koa omeo fahendrena sy fahalalana aho hitarihako ireto vahoaka ireto mivoaka sy miditra; fa iza no hahay mitsara izao olonao betsaka izao?