2 Chronicles 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tany Jerosalema, teo anoloan’ny tranolay fihaonana i Solomona, rehefa avy teo amin’ny toerana fanaovana sorona tao Gibeona; ary nanjaka tamin’ny Israely izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy tao amin’ny fitoerana avo tao Gabaôna sy tao amin’ny trano lay fihaonana i Salômôna, dia nody tany Jerosalema, ary nanjaka tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina tany Jerosalema i Salômôna rehefa niala teo amin’ny toeram-pisoronana tao Gibehôna, izay nisy ny Tranolay fihaonana; ary nanjaka tamin’i Israely izy.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tany Jerosalema Solomona avy teo amin'ny fitoerana avo tao Gibeona, dia teo anoloan'ny trano-lay fihaonana; ary nanjaka tamin'ny Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tany Jerosalema, teo anoloan’ny tranolay fihaonana i Solomona, rehefa avy teo amin’ny toerana fanaovana sorona tao Gibeona; ary nanjaka tamin’ny Israely izy.
malagasy
Ary tonga tany Jerosalema Solomona avy teo amin'ny fitoerana avo tao Gibeona, dia teo anoloan'ny trano-lay fihaonana; ary nanjaka tamin'ny Isiraely izy.