2 Chronicles 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tany Ejipta no nahazoan’i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin’ny mpivaro-mandehan’ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy any Ejipta no niavian’ny soavalin’i Salômôna, antokony iray tamin’ny mpandranton’ny mpanjaka no nandeha naka azy amin’andiany, araka ny vidiny efa nifanekena:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny soavalin’i Salômôna dia avy tany Ejipta sy Silisia; ireo mpandranton’ny mpanjaka no nividy azy tany.
Malagasy Bible 1865
Avy tany Egypta no nahazoan'i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin'ny mpandranton'ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny voatendry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tany Ejipta no nahazoan’i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin’ny mpivaro-mandehan’ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny.
malagasy
Avy tany Egypta no nahazoan'i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin'ny mpandranton'ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny voatendry.