2 Chronicles 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny vata misy ny faneken’Andriamanitra dia efa nampiakarin’i Davida avy tany Kiriata-Jearima ho ao amin’izay efa namboariny ho azy; satria efa nanorina tranolay ho azy tany Jerosalema izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fiaran’Andriamanitra kosa efa nafindran’i Davida, avy any Kariatiarima ho any amin’ny fitoerana namboariny ho azy; satria efa nanangan-day ho azy tany Jerosalema izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Vatamasin’Andriamanitra moa dia efa nampakarin’i Davida avy tany Kiriata-Jeharîma ho ao amin’ny toerana izay nomaniny hasiana azy; fa efa nanangana lay ho azy tao Jerosalema izy.
Malagasy Bible 1865
Fa fiaran'Andriamanitra efa nampakarin'i Davida avy ta Kiriata-jearima ho ao amin'izay efa namboariny ho azy; fa efa nanorina lay ho azy tany Jerosalema izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny vata misy ny faneken’Andriamanitra dia efa nampiakarin’i Davida avy tany Kiriata-Jearima ho ao amin’izay efa namboariny ho azy; satria efa nanorina tranolay ho azy tany Jerosalema izy.
malagasy
Fa fiaran'Andriamanitra efa nampakarin'i Davida avy ta Kiriata-jearima ho ao amin'izay efa namboariny ho azy; fa efa nanorina lay ho azy tany Jerosalema izy.