2 Chronicles 1:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Solomona tamin’Andriamanitra: Efa naneho fahasoavana lehibe tamin’i Davida raiko Ianao ary nampanjaka ahy handimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’i Salômôna an’Andriamanitra: «Hatsaram-po lehibe no nasehonao tamin’i Davida raiko, ary izaho ny nampanjakainao handimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Salômôna tamin’Andriamanitra: –Efa nanehoanao fitiavana lehibe i Davida raiko; ary nampanjaka ahy handimby azy Ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Solomona tamin'Andriamanitra: Hianao efa naneho fahasoavana lehibe tamin'i Davida raiko ary nampanjaka ahy handimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Solomona tamin’Andriamanitra: Efa naneho fahasoavana lehibe tamin’i Davida raiko Ianao ary nampanjaka ahy handimby azy.
malagasy
Dia hoy Solomona tamin'Andriamanitra: Hianao efa naneho fahasoavana lehibe tamin'i Davida raiko ary nampanjaka ahy handimby azy.