2 Chronicles 1:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, RY TOMPO Andriamanitra ô, aoka ho tanteraka ny teninao tamin’i Davida raiko; fa efa nampanjaka ahy tamin’ny vahoaka marobe tahaka ny vovo-tany Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, Iaveh Andriamanitra ô, aoka ho tanteraka ny teninao tamin’i Davida raiko, fa efa nataonao mpanjaka amin’ny vahoaka maro toy ny vovo-tany aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, ry TOMPO Andriamanitra ô, aoka ho tanteraka ny fampanantenana nataonao tamin’i Davida raiko, satria Ianao no efa nampanjaka ahy tamina vahoaka marobe tahaka ny vovo-tany.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, ry Jehovah Andriamanitra ô. aoka ho tanteraka teninao tamin'i Davida raiko; fa Hianao efa nampanjaka ahy tamin'ny vahoaka maro be tahaka ny vovo-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, RY TOMPO Andriamanitra ô, aoka ho tanteraka ny teninao tamin’i Davida raiko; fa efa nampanjaka ahy tamin’ny vahoaka marobe tahaka ny vovo-tany Ianao.
malagasy
Koa ankehitriny, ry Jehovah Andriamanitra ô. aoka ho tanteraka teninao tamin'i Davida raiko; fa Hianao efa nampanjaka ahy tamin'ny vahoaka maro be tahaka ny vovo-tany.