2 Chronicles 10:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankany Sekema i Rehoboama, fa tonga tany ny Israely rehetra hampanjaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nankany Sikema i Rôbôama, fa efa nandeha nankany Sikema i Israely rehetra hampanjaka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankany Sekema i Rehabohama, satria tao no efa nahatongavan’ny Israelita tavaratra rehetra hampanjaka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Rehoboama nankany Sekema, fa tany no efa nalehan'ny Isiraely rehetra hampanjaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankany Sekema i Rehoboama, fa tonga tany ny Israely rehetra hampanjaka azy.
malagasy
[Ny niodinan'ny firenena folo tsy hanaiky an-dRehoboama] Ary Rehoboama nankany Sekema, fa tany no efa nalehan'ny Isiraely rehetra hampanjaka azy.