2 Chronicles 10:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jeroboama sy ny vahoaka rehetra dia nankany amin’i Rehoboama tamin’ny andro fahatelo, araka ilay nolazain’ny mpanjaka hoe: Miverena atỳ amiko indray amin’ny andro fahatelo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tonga teo amin-dRôbôama i Jerôbôama sy ny vahoaka rehetra, tamin’ny andro fahatelo, araka ny tenin’ny mpanjaka hoe: «Rehefa afaka hateloana, miverena atỳ amiko indray ianareo»;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny andro fahatelo dia nankany amin-dRehabohama i Jerôbohama sy ny vahoaka israelita tavaratra, araka ny tenin’ny mpanjaka hoe: «Miverena atỳ amiko ianareo amin’ny andro fahatelo».
Malagasy Bible 1865
Ary Jeroboama sy ny vahoaka rehetra dia nankany amin-dRehoboama tamin'ny andro fahatelo, araka ilay nolazain'ny mpanjaka hoe: Mankanesa atỳ amiko indray amin'ny andro fahatelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jeroboama sy ny vahoaka rehetra dia nankany amin’i Rehoboama tamin’ny andro fahatelo, araka ilay nolazain’ny mpanjaka hoe: Miverena atỳ amiko indray amin’ny andro fahatelo.
malagasy
Ary Jeroboama sy ny vahoaka rehetra dia nankany amin-dRehoboama tamin'ny andro fahatelo, araka ilay nolazain'ny mpanjaka hoe: Mankanesa atỳ amiko indray amin'ny andro fahatelo.