2 Chronicles 10:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanao teny mafy tamin’ny olona i Rehoboama mpanjaka fa tsy niraharaha ny hevitra nomen’ireo zokiolona azy izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary teny mafy no navalin’ny mpanjaka azy ireo. Namela ny torohevitry ny zokiolona i Rôbôama mpanjaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teny mahery no navalin’ny mpanjaka ireo vahoaka fa tsy noraharahainy akory ny torohevitry ny loholona;
Malagasy Bible 1865
Ary Rehoboama mpanjaka nanao teny mafy tamin'ny olona, fa nandà ny hevitra nomen'ireo zoki-olona azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanao teny mafy tamin’ny olona i Rehoboama mpanjaka fa tsy niraharaha ny hevitra nomen’ireo zokiolona azy izy
malagasy
Ary Rehoboama mpanjaka nanao teny mafy tamin'ny olona, fa nandà ny hevitra nomen'ireo zoki-olona azy