2 Chronicles 10:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mandraka androany dia mikomy amin’ny taranak’i Davida ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no niendahan’i Israely tamin’ny taranak’i Davida mandrak’androany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy izany no nikomian’i Israely avaratra tamin’ny taranak’i Davida mandraka androany.
Malagasy Bible 1865
Ka dia niodina tamin'ny taranak'i Davida ny Isiraely mandraka androany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mandraka androany dia mikomy amin’ny taranak’i Davida ny Israely.
malagasy
Ka dia niodina tamin'ny taranak'i Davida ny Isiraely mandraka androany.