2 Chronicles 10:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha nandre izany i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay efa nandositra nankany Ejipta niala teo anatrehan’i Solomona mpanjaka, dia niverina avy tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany i Jerôbôama zanak’i Nabata, izay mbola tany Ejipta, fa tany no nandosirany an’i Salômôna mpanjaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Jerobohama, zanakalahin’i Nebata, dia tany Ejipta, noho izy nandositra lavitra an’i Salômôna mpanjaka. Koa rehefa ren’i Jerobohama fa hisy izany fivoriana izany, dia niverina avy tany Ejipta izy.
Malagasy Bible 1865
Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak'i Nebata, izay efa nandositra nankany Egypta niala teo anatrehan'i Solomona mpanjaka, dia niverina avy tany Egypta izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha nandre izany i Jeroboama, zanak’i Nebata, izay efa nandositra nankany Ejipta niala teo anatrehan’i Solomona mpanjaka, dia niverina avy tany Ejipta.
malagasy
Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak'i Nebata, izay efa nandositra nankany Egypta niala teo anatrehan'i Solomona mpanjaka, dia niverina avy tany Egypta izy.