2 Chronicles 10:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka haka azy ny olona. Dia tonga i Jeroboama sy ny Israely rehetra ka niteny tamin’i Rehoboama hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niverina avy any Ejipta izy ka nampanalain’ny olona. Tamin’izay, dia nanatona i Jerôbôama sy i Israely rehetra ka niteny tamin-dRôbôama nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy olona nirahina haka azy ary tonga izy mbamin’ny Israelita tavaratra rehetra, ka niteny tamin-dRehabohama hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary naniraka naka azy ny olona. Dia tonga Jeroboama sy ny Isiraely rehetra ka niteny tamin-dRehoboama hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka haka azy ny olona. Dia tonga i Jeroboama sy ny Israely rehetra ka niteny tamin’i Rehoboama hoe:
malagasy
Ary naniraka naka azy ny olona. Dia tonga Jeroboama sy ny Isiraely rehetra ka niteny tamin-dRehoboama hoe: