2 Chronicles 10:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay; fa ankehitriny, mba hamaivano ny fanompoana mafy nampanaovin’ny rainao sy ny zioga mavesatra izay nampitondrainy anay, dia hanompo anao izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Irainao dia nampitondra jioga mavesatra anay, ka ankehitriny hamaivano ny fanompoana mafy nampitondrain-drainao anay sy ny jioga mavesatra nanindriany anay, dia hanompo anao izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Irainao dia nampitondra zioga mavesatra anay. Fa ankehitriny kosa, raha mba hamaivaninao ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny zioga mavesatra nampiantsorohany taminay, dia hanompo anao izahay.
Malagasy Bible 1865
Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay; fa inty kosa mby aminao ka mba hamaivano ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny zioga mavesatra izay nataony taminay, dia hanompo anao izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay; fa ankehitriny, mba hamaivano ny fanompoana mafy nampanaovin’ny rainao sy ny zioga mavesatra izay nampitondrainy anay, dia hanompo anao izahay.
malagasy
Rainao dia nampitondra zioga mavesatra anay; fa inty kosa mby aminao ka mba hamaivano ny fanompoana mafy tamin-drainao sy ny zioga mavesatra izay nataony taminay, dia hanompo anao izahay.