2 Chronicles 10:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy kosa izy taminy: Rehefa afaka hateloana dia miverena atỳ amiko indray. Dia lasa ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navaliny azy ireo: «Rehefa afaka hateloana, miverena atỳ amiko indray ianareo.» Dia lasa ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny navalin’i Rehabohama: –Rehefa afaka telo andro, dia miverena atỳ amiko indray ianareo. Dia lasa nody ny olona.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy kosa izy taminy: Rehefa afaka hateloana, dia mankanesa atỳ amiko indray. Dia lasa ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy kosa izy taminy: Rehefa afaka hateloana dia miverena atỳ amiko indray. Dia lasa ny olona.
malagasy
Fa hoy kosa izy taminy: Rehefa afaka hateloana, dia mankanesa atỳ amiko indray. Dia lasa ny olona.