2 Chronicles 10:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nolavin’i Rehoboama ny torohevitra nomen’ireo zokiolona azy, dia naka hevitra tamin’ny tanora izay indray nihira taminy sady efa nitoetra teo anatrehany izy ka niteny taminy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Navelan-dRôbôama anefa ny torohevitra nomen’ny zokiolona azy, fa ny tovolahy indray nihira taminy sy nitoetra teo anatrehany indray no nilany hevitra. Hoy izy tamin’ireo:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo tsy noraharahain’i Rehabohama ny torohevitra nomen’ny loholona azy; fa ny tovolahy izay nitovitovy taona aminy sady efa mpandraharahany no nakany hevitra,
Malagasy Bible 1865
Nefa nolavin-dRehoboama ny saina nomen'ireo zoki-olona azy, dia naka hevitra tamin'ny tovolahy izay indray nihira taminy sady efa nitoetra teo anatrehany izy ka nanao taminy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nolavin’i Rehoboama ny torohevitra nomen’ireo zokiolona azy, dia naka hevitra tamin’ny tanora izay indray nihira taminy sady efa nitoetra teo anatrehany izy ka niteny taminy hoe:
malagasy
Nefa nolavin-dRehoboama ny saina nomen'ireo zoki-olona azy, dia naka hevitra tamin'ny tovolahy izay indray nihira taminy sady efa nitoetra teo anatrehany izy ka nanao taminy hoe: