2 Chronicles 11:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpisorona sy ny levita izay tany amin’ny Israely rehetra dia nanatona an’i Rehoboama avy tany amin’ny faritaniny avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpisorona sy Levita izay teo amin’i Israely rehetra, dia tonga nanatona an-dRôbôama, avy any amin’ny faritaniny rehetra avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mpisorona sy ny levita izay nonina tany Israely avaratra manontolo dia niainga avy any amin’ny faritra rehetra nisy azy ka niandany tamin’i Rehabohama.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpisorona sy ny Levita izay teo amin'ny Isiraely rehetra dia nanatona azy avy tany amin'ny fari-taniny avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpisorona sy ny levita* izay tany amin’ny Israely rehetra dia nanatona an’i Rehoboama avy tany amin’ny faritaniny avy.
malagasy
Ary ny mpisorona sy ny Levita izay teo amin'ny Isiraely rehetra dia nanatona azy avy tany amin'ny fari-taniny avy.