2 Chronicles 12:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nampandry ny fanjakany sady efa nahery i Rehoboama dia nahafoy ny lalànan’NY TOMPO izy sy ny Israely rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nohamafisin’i Rôbôama ny fanjakany sy nahazo hery izy, dia nahafoy ny lalàn’i Iaveh izy mbamin’i Israely rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nampandry ny fanjakany sady nanamafy fahefana i Rehabohama, dia nandao ny lalànan’ny TOMPO na ny tenany na ny Israelita rehetra tatsimo.
Malagasy Bible 1865
Ary Rehoboama, rehefa nampandry ny ny fanjakany sady efa nahery, dia nahafoy ny lalan'i Jehovah izy sy ny Isiraely rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nampandry ny fanjakany sady efa nahery i Rehoboama dia nahafoy ny lalànan’NY TOMPO izy sy ny Israely rehetra.
malagasy
Ary Rehoboama, rehefa nampandry ny ny fanjakany sady efa nahery, dia nahafoy ny lalan'i Jehovah izy sy ny Isiraely rehetra.