2 Chronicles 12:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na oviana na oviana no nidiran’ny mpanjaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO dia noentin’ny mpiambina ireny, ary naveriny tao amin’ny efitranon’ny mpiambina indray avy eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka isaky ny nankao an-tranon’i Iaveh ny mpanjaka, dia tamy ny mpihazakazaka mitondra ireo, vao mamerina azy ho ao an’efitranon’ny mpihazakazaka indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na oviana na oviana nidiran’ny mpanjaka tao an-tranon’ny TOMPO, dia tonga ny mpiambina naka ireo ampinga ireo, ka avy eo namerina azy ho ao an’efitranon’ny mpiambina indray.
Malagasy Bible 1865
Ary na oviana na oviana no nidiran'ny mpanjaka tao an-tranon'i Jehovah, dia avy ny mpiambina naka ireo ka namerina azy ho ao an-tranon'ny mpiambina indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na oviana na oviana no nidiran’ny mpanjaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO dia noentin’ny mpiambina ireny, ary naveriny tao amin’ny efitranon’ny mpiambina indray avy eo.
malagasy
Ary na oviana na oviana no nidiran'ny mpanjaka tao an-tranon'i Jehovah, dia avy ny mpiambina naka ireo ka namerina azy ho ao an-tranon'ny mpiambina indray.