2 Chronicles 12:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanao izay ratsy izy, satria tsy niezaka hitady NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao ny ratsy izy, satria tsy nandraikitra ny fony amin’ny fitadiavana an’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nanao ratsy i Rehabohama, satria tsy nampifantoka ny fony hitady ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao ratsy izy, satria tsy nampiomana ny fony hitady an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanao izay ratsy izy, satria tsy niezaka hitady NY TOMPO.
malagasy
Ary nanao ratsy izy, satria tsy nampiomana ny fony hitady an'i Jehovah.