2 Chronicles 12:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Rehoboama, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida izy; ary i Abia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Rôbôama ka nalevina tao an-tanànan’i Davida. I Abià zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Rehabohama, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida; ary i Abià zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Rehoboama lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida izy; ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany i Rehoboama, dia nalevina tao an-Tanànan’i Davida izy; ary i Abia zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Rehoboama lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida izy; ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy.