2 Chronicles 12:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahazo ny tanàna mimanda izay any Joda izy ka tonga tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afany ny tanàna mimanda tamin’i Jodà, ary tonga hatrany Jerosalema izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia azony ny tanànamimanda eran’i Joda, ka tonga hatrany Jerosalema izy.
Malagasy Bible 1865
Dia nahafaka ny tanàna mimanda izay any Joda izy ka tonga tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahazo ny tanàna mimanda izay any Joda izy ka tonga tany Jerosalema.
malagasy
Dia nahafaka ny tanàna mimanda izay any Joda izy ka tonga tany Jerosalema.