2 Chronicles 12:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanetry tena ireo mpanapaka ny Israely sy ny mpanjaka ka niteny hoe: Marina NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanetry tena ireo filohan’i Israely sy ny mpanjaka, ka nanao hoe: «Marina i Iaveh!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niaiky hadisoana ny mpanjaka sy ireo mpifehy ny Israelita tatsimo ka nanao hoe: –Rariny ny an’ny TOMPO!
Malagasy Bible 1865
Dia niaiky ireo mpanapaka ny Isiraely sy ny mpanjaka ka nanao hoe: Marina Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanetry tena ireo mpanapaka ny Israely sy ny mpanjaka ka niteny hoe: Marina NY TOMPO.
malagasy
Dia niaiky ireo mpanapaka ny Isiraely sy ny mpanjaka ka nanao hoe: Marina Jehovah.