2 Chronicles 13:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Jeroboama mpanjaka no tonga mpanjakan’ny Joda i Abia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Jerôbôama no vao nanjaka tamin’i Jodà i Abià, ary telo taona no nanjakany tany Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-18 nanjakàn’i Jerôbohama no tonga mpanjakan’i Joda i Abià;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Jeroboama mpanjaka no vao nanjakan'i Abia tamin'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Jeroboama mpanjaka no tonga mpanjakan’ny Joda i Abia.
malagasy
[Ny nanjakan'i Abia] Ary tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Jeroboama mpanjaka no vao nanjakan'i Abia tamin'ny Joda.