2 Chronicles 13:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny aminay kosa dia NY TOMPO no Andriamanitray ka tsy mba nahafoy Azy izahay; ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an’NY TOMPO dia ny taranak’i Arona; ary ny levita koa dia manao ny raharahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny anay kosa: I Iaveh no Andriamanitray, ary tsy mba nahafoy Azy izahay, ny taranak’i Aarôna no mpisorona manao fanompoana ho an’i Iaveh, ary ny Levita kosa manao ny anjara raharahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny aminay kosa, dia ny TOMPO no Andriamanitray, ka tsy mba nandao Azy izahay. Ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an’ny TOMPO dia ny taranak’i Aharôna; ary ny levita koa manana ny anjara raharahany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny aminay kosa, dia Jehovah no Andriamanitray ka tsy mba nahafoy Azy izahay; ary ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an'i Jehovah, dia ny taranak'i Arona; ary ny Levita koa manao ny raharahany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny aminay kosa dia NY TOMPO no Andriamanitray ka tsy mba nahafoy Azy izahay; ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an’NY TOMPO dia ny taranak’i Arona; ary ny levita* koa dia manao ny raharahany.
malagasy
Fa ny aminay kosa, dia Jehovah no Andriamanitray ka tsy mba nahafoy Azy izahay; ary ny mpisorona izay manao fanompoam-pivavahana ho an'i Jehovah, dia ny taranak'i Arona; ary ny Levita koa manao ny raharahany;